|
|
|
|

Teny iditra1  palmie
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [fr. palmier] Anarana itambarana ilazana ireo karazan-kazo manana toetra manokana: ny tahony, tsoatokana; ny isan-draviny, fitambarana ravina madinika maromaro, toy ny rafia, voaniho
Voambolana  4  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  5  lempai, mpiela, palmie

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21