Teny iditra panamà
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-tsatroka vita amin' ny ahitra henjankenjana ka fisaka mafimafy ny sofiny sy ny tampony [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: panama.

Teny iditra PANAMA
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [firaketana]
Famaritana frantsay PArti NAtionaliste MAlgache [3.1]
Voambolana 
Fifanahafana  fanafohezan-teny

2014/10/21