|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  panamà
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anaran-tsatroka vita amin' ny ahitra henjankenjana ka fisaka mafimafy ny sofiny sy ny tampony [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)6  PANAMA
Sokajin-teny  7  anarana (fanafohezanteny)
Fanazavàna teny frantsay  8  PArti NAtionaliste MAlgache [3.1]
Voambolana  9  Fikambanana
Tsanganana sy sary iray takila  10  Fanafohezan-teny

Fivaditsoratra  11  ampana, pamana, panamà

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31