Teny iditra | 1 paositra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Antokon-draharaham-panjakana misahana ny fitondrana ny taratasy sy entana ifandefasan' ny olona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the mails, the postal service |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] la poste |
Ohatra |
6 Inona no nataon' Ingahirainy tao amin' ny paositra tao? [2.470] |
Fivaditsoratra | 7 aporitsa, paositra, potsiara |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |