Teny iditra papango tanana
Singan-teny papango ; tanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona faingan-tanana izay maka zavatr' olona amim-pahakingana mba hangalariny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui a les griffes d'une papangue; voleur [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07