Teny iditra parlemanta
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Solombavambahoaka mamolavola sy manao lalàna [Rajemisa 1985]
 fitambaran'ny antenimieran-doholona sy ny antenimieram-pirenena [SLP 1986]
Fandikana frantsay parlement [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: parlement.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31