|
|
|
|

Teny iditra1  pasohina
Fototeny  2  pasoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lamaina, tsindriana amin' ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra
Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka vao mihaona amin' ny lehibe
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be smoothed, to be ironed, to be palliated.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  hapasony, haposany, hopasina, ipasohan, iposahan, nipasoha, niposaha, pasohina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05