|
|
|
|

Teny iditra1  pataloa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] trousers. See saroaly
5  [1.7][pataloha] trousers
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3][pataloha] pantalon
7  [1.8][pataloha] pantalon
Ohatra  8  [2.472] Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany.
9  [2.117#] Ny vodim-pataloa rovitra, ny lohalika feno ratra, ny kapoka mandrivorivo azo.
Voambolana  10  Toe-karena: zaitra
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
Tsipelina hafa  15  pataloha
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02