|
|
|
|

Teny iditra1  patrakala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mipatrapatraka) noho ny hamafisan' ny fianjerany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Ala, a forest.] dripping rain from trees
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#481] [patrak' ala] grosses gouttes qui tombent des feuilles; grosses gouttes de pluie
Ohatra  6  [2.587#] ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka;
7  [1.247#] Nefa izao dia mamanala izato alina mavany , Erika sy patrakala no nanondraka ny tany;
Singan-teny  8  patraka, ala

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07