|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  patsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan' orana madinika kely ary fihinana: Misy patsa mena sy patsa fotsy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] shrimps
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  6  patsanorana
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny patsa io

Teny iditra (2/2)17  patsa
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1] Entina milaza ny zazavavy madinika sy kely reny
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  22  patsa, tsapa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21