Teny iditra | patsaky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Vanja fitifirana [1.78] | |
Teny iditra | patsaky | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Miorina lalina [1.78] | |
Teny iditra | patsaky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fijoroana, fitsanganana [1.78] | |
Fivaditsoratra | patsaky, patsika, pitsaka, tsapika, tsipaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |