Teny iditra patsoky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taifasy] sisa mangahazo nandrahoina lava ka alona an-drano
¶ sisa tsy many tamin'ny sambaiky ka tehirizina anaty rano [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31