|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  pelaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] fisaka
4  [1.1] Fisaka sy lehibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravinala na afontsy na saonjo).
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Tovy hevitra  9  pelapelaka

Teny iditra (2/2)10  pelaka
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Bezanozano] jamba

Fivaditsoratra  13  alepak, lapake, lepaka, pelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21