Teny iditra pelika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hetsiketsika; fihetsiky ny olona jejo mipilapilaka. [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay agitation, mouvement en divers sens, comme celui de la queue d'un chien, d'un cheval [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra pelipelika

Teny iditra pelika
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana frantsay lascif [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31