Teny iditra | pempena | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fivezivezena mitady zavatra na taitra ka tsy mahita izay haleha fa mankatsy mankaroa; papapapa [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Nimbleness, activity; speed in arranging things in a house for the accommodation of a visitor when entering a house. [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |