Teny iditra | 1 pensily |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanoratana amin' ny solaitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] a pencil |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] crayon |
Ohatra |
6 [1.437#] raha homana, atosika ihany," Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny. 7 [2.424#] Raha manana olana amin'ny fakana ny angeza sy ny endriky r sary ianareo, asio tsipitsipika mahitsy zoro manify amin'ny pensily hazo eo ambonin'ilay sary tianareo alaina tahaka ato anaty boky. |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |