Teny iditra pentsompentsona (pentsona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Habasiam-bava, fitsaontsaonam-bava, haim-bava. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy vociferation, loquacity [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra pentsona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31