Teny iditra | petahana (petaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Raiketana: Nopetahany taratasy misy teny fanarabiana ny lamosin' Isambilo Asiana, tefohana: Petaho tehamaina io zaza io fa maditra Raisina, samborina: Nopetahan' ny polisy tlay mpangalatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made to have something sticking on, as a wall to be papered. [1.2] | ||||||||
To have something stuck on it [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on colle ou applique sur quelque chose [1.8] | ||||||||
Ohatra | ary dia petahana ny tanan-tsotro niafana, petahana indroa amy ny io
[2.48] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny petahana io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |