Teny iditra | 1 petakilasy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra mafana apetapetaka amin' ny faritra marary amin' ny tena mba hampahalemilemy na handevona ny mivonto |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 5 katapilasy |
Fivaditsoratra | 6 atsipelika, petakilasy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |