Teny iditra | 1 peta-taratasy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fametahana temitra na taratasy be velarana amin' ny rindrina |
Ohatra |
4 [1.1] Misy peta-taratasy eo amin' ny rindrin' ny tranonareo |
Singan-teny | 5 petaka, taratasy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |