Teny iditra peta-toko
Singan-teny peta- (petaka) ; toko
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra natao antemaka, tsy dia mafy rafitra fa kongorevo, vita tsizarizary [1.1]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24