Teny iditra | 1 petra-dango |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba nanaovana ny lango. (Raha vao nanomboka ho mena reny ny vary eny an-tanimbary, dia niotazan' ny olona hatao lango, ka ny sasany nentina hisaorana an' Andriamanitra Andriananahary, ary ny sasany kosa hanaovan' ny ankizy sambasamba) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |