Teny iditra (1/2) | 1 petsapetsa |
Fototeny | 2 petsa |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 sloppy. [1.2] 11 wet, soaked [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 mouillé, trempé [1.8] |
Ohatra |
13 Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 15 petsapetsa |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Honahona nototofana natao tanimbary [Betsileo]
[1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/03 |