Teny iditra | pibasy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Néflier du Japon, nèfle du Japon (Erio [...] [tohiny 1.5] | |
Anarana siantifika | Eriobotrya japonica | |
Ohatra | Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny.
[2.324] | |
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Tsipelina hafa | bibasy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |