Teny iditra (1/4) | 1 pic
![]() |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.4] tendrombohitra avo sady midoza 4 [1.9] tendrombohitra milingilingy 5 [1.66] tendro: Le pic d'une montagne (Ny tendron' ny vohitra) |
Teny iditra (2/4) | 6 pic
![]() |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.4] angady marani-doha, tsolo 9 [1.9] vy fihadiana tany 10 [1.66] vy fihadian-tany, vy fikapoham-bato |
Teny iditra (3/4) | 11 pic
![]() |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.9] anaram-borona 14 [1.66] pika (voronkely vahiny mpitsaingotsaingoka) |
Teny iditra (4/4) | 15 PIC
![]() |
Sokajin-teny | 16 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [3.1] Pôles Intégrés de Croissance |
Voambolana |
18 Fikambanana |
Teny nalaina | 19 Soratra misy io teny PIC io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |