Teny iditra (1/2) | 1 pike |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [Sakalava]
Karazan-tsakamalao tsara fofona fihosotry ny vehivavy sakalava |
Teny iditra (2/2) | 4 pike |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] [Sakalava]
Tady mifatotra amin' ny laveroka ka mamaky ny laim-botry sady mifatotra koa amin' ny take |
Fivaditsoratra | 7 kepỳ, peky, pike |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |