Teny iditra (1/4) | 1 pin~ |
Sokajin-teny | 2 tsirinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitambaran' ny P sy ny tsofoka na sisika IN hanaovana matoantenin' ny iharana amin' ny fototeny sasantsasany manomboka amin' ny P: pinaoka = p + in + aoka: voapaoka |
Teny iditra (2/4) | 4 pin
![]() |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.17] paingotra hombo hazo na vy firavaka apetaka amin' ny fitafiana |
Teny iditra (3/4) | 7 pin
![]() |
Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.17] mametraka amin' ny paingotra na hombo; mitana mafy |
Teny iditra (4/4) | 10 pin
![]() |
Sokajin-teny | 11 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.4] hazo misy dity 13 [1.9] anaran-kazo maitso lava sady midy dity |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.66] hazo kesika |
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |