Teny iditra | pintsana | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] kely, fingotra, manify [Rakotosaona 1975] | |||
Olona keliray na kelireny fa kinga; maivamaivana sy mailaka [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana frantsay | svelte, mince et agile [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | pintsampintsana | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |