|
|
|
|

Teny iditra1  pirinty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [angl. print] Taozavatra famerenana soratra na sary imbetsaka amin' ny taratasy, ka tarehintsoratra vy, izay atao hoe lohavy, no atambatambatra ho teny, dia asiana ranomainty ka apetaka miverimberina amin' ny taratasy ary dia ahazoana soratra mitovy betsaka azo anaovana gazety na boky

Fivaditsoratra  4  pirinty, pitriny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21