Teny iditra | 1 piritihana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ampiritihana fotaka, andefasana zavatra mifantsitsitra: Nopiritihan' iny fiarakodia iny fotaka ny lambako |
Fototeny | 4 piritika |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 piritsihana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |