Teny iditra pitipoà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-tsaramaso fa boribory sy madinika [Rajemisa 1985]
 legiominezy [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay petits pois [Abinal 1888, SLP 1986]
  [Betsileo, Merina] (du français : petit pois). Cité par Malzac. Pisum sativum L. (Fabaceae). Légume bien connu. Couramment cultivé sur les hauts-plateaux. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Pisum sativum
Ny fihaviany Frantsay: petit-pois.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31