Teny iditra pitsika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray: Pitsi-bomba
Fialana tampoka ary toa mitsambikina [1.1]
Sampanteny 
Anaram-javamaniry 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31