Teny iditra pitsiny
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [anglais pitch] ny haavo na ny haivam-peo amin' ny hira [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra pitsiny
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy sasiny na filatro amin' ny fitendrena zavamaneno; fihetsika na fiangolangolana alohan' ny hamakiana teny na hiventesana hira: Hira ve ity kailana pitsiny ? [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23