|
|
|
|

Teny iditra1  plage    
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.4] tsiraka, moron-tsiraka, moron-dranomasina. Le navire a échoué sur la plage: fefika tao an-tsiraka/amoron-tsiraka/amoron-dranomasina ny sambo.
tany
4  [1.9] moron-tsiraka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] tora-pasika
Voambolana  6  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Sary 
10  11  12 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08