Teny iditra planina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tetika efa maty paika entina manatanteraka soritr' asa iray na maro mandritra ny fotoana voafetra mialoha; teti-pivoarana [1.1]
 Jereo drafitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Plan [1.13]
Tovy hevitra drafitra
Ny fihaviany Frantsay: plan.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31