|
|
|
|

Teny iditra1  plastika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [fr. plastique] Zavatra amboarina amin' ny fomba simika, izay manify sy tantera-pahazavana nefa mafy, anaovana harona na fitoeran-javatra na karazandamba koa aza

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07