Teny iditra | 1 poaketra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [anglisy pocket] Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poaketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy |
Tovy hevitra | 4 poketra |
Fivaditsoratra | 5 apetrako, aporetak, poaketra, poretaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |