Teny iditra | 1 poatoizay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 [2.442#] poatoizay, lasa nanidina ny vorona sasany. 4 [2.928#] Nitsimontsimona Lefahitra, nandray ny vola dia nanainga Niriotra poatoizay izy dia efa tafahoatra bainga. |
Tsipelina hafa | 5 poatoyizay |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |