|
|
|
|

Teny iditra1  po-drindrina
Singan-teny  2  poka, rindrina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fandonana ny rindrina na ny varavarana izay ataon' ny mpamaky volana fa Ranona mipetraka ao dia mpamosavy araka ny latsa-bato, ka hampinomina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05