Teny iditra | poety | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. poète] Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra ? Enti-milaza koa ny olona manao fitenenana feno sarisary ary mampamelovelo: Lasa poety indray i zokilahy izany [1.1] | |
Ny fihaviany | Frantsay: poète. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |