|
|
|
|

Teny iditra1  poety
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mpanao na mpanoratra poezia: Iza no poety ankafizinao indrindra ?
Enti-milaza koa ny olona manao fitenenana feno sarisary ary mampamelovelo: Lasa poety indray i zokilahy izany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07