| Teny iditra | 1 poezia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. poésie] Tononkalo: Nahafinaritra izay poezia nataon' Isambilo tamin' ny fetin' ny reny izay
4 Toetran' ny zavatra mampisondrotra fanahy na mampamelovelo ny fo sy ny saina: Tsy misy tsy manembonembona eo anoloan' ny poezian' ny takariva mahatsara vahiny [1.1] |
| Ohatra |
5 Ny poezia no isan'ny soratra nahavanana azy sy nankafiziny fatratra ary nokaliny sy nanorenany fo tokoa.
[2.314#]
6 Ny fandinihana ny olona mpanao poezia, ny fotoana anaovana azy ary ny vontoatin' izy ireny no tena haha-fantarantsika izany. [2.606#] |
| Tsipelina hafa | 7 poezy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|