Teny iditra | 1 poizinina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asiana poizina: Nopoizininy ny sakafo narosony ho azy Omena poizina: Poizino io alika io fa romotra |
Fototeny | 4 poizina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 nizipoany, nopizinay, poizinina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |