|
|
|
|

Teny iditra1  poizinina
Fototeny  2  poizina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asiana poizina: Nopoizininy ny sakafo narosony ho azy
Omena poizina: Poizino io alika io fa romotra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  nizipoany, nopizinay, poizinina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20