Teny iditra |
poky > foka
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Adala, tsy misy saina, ketrina. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A simpleton Insane, mad [1.2]
|
| An idiot, an utter fool [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Imbécile [1.3, 1.8]
|
| Qui a perdu la tête, tête légère, idiot [1.3]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
poky > foka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Root of voafoka,
fohina,
mifoka,
fifohana
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de humer, de fumer, d'aspirer, d'absorber l'humidité et les liquides, de pomper [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
poky > foka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny sisa mijanona ao anaty tany amin' ny hazo nokapaina, tronga [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui reste intact d'un bois brûlé [1.3]
|
| [Merina]
Ce qui reste à peu près intact d'un arbre brûlé après un feu de pairie [1.196]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
poky > foka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
[ fôka ] Biby [1.78]
|
| [Sihanaka]
Maingoka [1.78]
|
| Karazan-kala ( Phrynarachne foka)
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A very venomous spider. Phrynarachne foka, Vins.
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Araignée. Phrynarachne foka, Vins.
[1.3]
|
Anarana siantifika | Phrynarachne foka |
Voambolana |
|