Teny iditra polera > folera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boninkazo izay tsy mivelatra raha tsy ny hariva [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina, Sakalava] (du français « fleurs ») Nom général des plantes décoratives plantées dans les jardins. Plus spécialement, la « belle de nuit », Mirabilis jalapa L. (Nyctaginaceae). Racines purgatives. [1.196]
Anarana siantifika Mirabilis jalapa
Voambolana