Teny iditra | 1 polera > folera |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-boninkazo izay tsy mivelatra raha tsy ny hariva [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 (du français « fleurs ») Nom général des plantes décoratives plantées dans les jardins. Plus spécialement, la « belle de nuit », Mirabilis jalapa L. (Nyctaginaceae). Racines purgatives. [Merina]
[1.196] 5 [Sakalava] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: voninkazo |
Anarana ara-tsiansa |
|