Teny iditra polisy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The police, a police constable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La police; agent de police [1.8]
Ohatra 
1Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony. [2.472]
2Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? [2.470]
3Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona. [2.4]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: police.
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/21