Teny iditra | politika | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Kely, madinika, pitiny [1.1] | |
Tsipelina hafa | politsika | |
Teny iditra | politika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika Hafetsena, hevitra: Olona be politika koa Rangahy iny [1.1] | |
Ohatra | Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara.
[2.472] | |
Lohateny | ||
Ny fihaviany | Frantsay: politique. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |