|
|
|
|

Teny iditra1  polyphylla
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: espèce ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Agauria polyphylla  angavodiana, angavodianantanety, angavodianavavy, ankavodiana, gavodiana, kavodia
5  Cnestis polyphylla  hazovoalavo, hiba, hibaka, rehiba, rehimba, sanganakoholahy, sanganakolobahy, sefaka, sefana, tokambahatra, tokambahatsa, tokambahitra, tokambahy, tongambahitsy, tongambiliotsio, tongombahiby, tsefaka, vahipika, voahento, voantsefaka, voapika, voasefaka, voasefakafotsy
6  Kyllinga polyphylla  tsiritamitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/16